Ny faktiora Jirama anao, ny vola ho aloanao amin'ny faktiora, ary sarany 1 000Ar.
Mahazo rosia ianao, misy ny nimerao Client, nimerao faktiora ary misy ny vola naloanao, misy ny famantarana manokana ihany koa (QR Code) izay ahafahana manamarina ny rosia hoe tokana. Mila tehirizina tsara io rosia io.
Ireo Cash Point izay misy ny LOGO JIRAKAIKY ihany no ahazoanao rosia ara-dalàna mitovy amin'ny eny amin'ny agence JIRAMA.
1 000Ar ny sarany. Ary io 1 000Ar io foana no sarany na ohatrinona na ohatrinona ny faktiora JIRAMA aloa.
Zaka tsara satria mora noho ny saran-dalana mandroso sy miverina
Raha handoa faktiora JIRAMA dia JIRAKAIKY no tsara satria sady akaiky no tsy lany fotoana, no tsy reraka milahatra. Raha vao hampiditra rano na jiro dia eny @ agence no mety.
Azo antoka tsara satria tolotra ofisialy navoakan'ny JIRAMA izy io. No sady ihany koa misy ilay rosia ofisialy JIRAMA izay azonao eo no ho eo rehefa mandoa faktiora. Ao anatin’io faktiora io dia misy référence JIRAMA nandoavana ny faktiora ary koa misy famantarana QR Code, tokana isaky ny rosia, ahafahana manamarina hoe rosia JIRAMA tena izy no azonao.
Misy rosia ara-dalàna mitovy amin'ny eny amin'ny JIRAMA. Rosia azo tehirizina tsara ary misy famantarana manokana (QR Code).
Ireo izay misy logo JIRAKAIKY
Efa lazaina isan'andro ao amin'ny radio sy ny haino aman-jery ary hita ihany koa ao amin’ny pejy Facebook Jirama ofisialy na ny site web jirakaiky.mg
Miantso ny laharana 038 59 162 73 na mandefa mail amin'ny contact@online.mg
Manamora ny fandoavana ny faktioran'ny jiro sy rano, Tsy voatery makeny amin'ny agence JIRAMA milahatra be intsony. Tsy lany fotoana be sy frais taxibe intsony. Mahazo rosia ara-dalàna mitovy amin'ny eny amin’ny Jirama ihany Sarany mora noho ny frais taxibe mandroso miverina : 1 000Ar